Preview
Description
Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny manakaiky ny fon’ny olona. Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa. Mizara ny mana isan'andro ho anao. Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly. Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao. Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao. Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao. Azo zaraina ny "application." Ity no laharana volohany amin'ity Baiboly voadika amin'ny teny Betsileo ity. Testamenta Vaovao ihany no ao anatiny aloha amin'izao fa hivoaka tsy ho ela ny Baiboly iray manontolo. Ho hatsaraina mian-dalana sy hisy fanavaozana foana ihany koa.
What's New
Version 1.0.1 2024-11-13
Nohavaozina ny kisary fampiharana. Technical Analysis
Package Overview Basic metadata
Bundle ID
org.wycliffe.baibolymultimedia.betsileo Current Version 1.0.1
Minimum iOS 12.2
Package Size App Store Size
Package Metadata 0 / 2 version records
Detailed binary, privacy manifest, framework, and Info.plist results have not been indexed for this package yet. The verified App Store and archive metadata above remains available.
Known Version Records
0 version records with stored package metadata • 2 known version records
Stored metadata does not guarantee a package is currently available to download.
| Details | Version / IDs | Version date | Action |
|---|---|---|---|
| Not archived | App Store ID: 870367774 | Unknown | Request Version |
| Not archived | App Store ID: 870213250 | Unknown | Request Version |